txy_2co_text_reg/10/15.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 15 Sy nirehareha mihoasy gny fetra isika gny momban'gny asan'gny sasany . Nefa dra, atenainay fa hitombo gny finoandrareo amin'gny asa lahibe miamby gny kirairaiky , dra samy amin'gny fetrany aby. \v 16 Fa zao gny atenainay , ba ahafahanay mitory gny filazasara dre dra agny amin'gny toera lavisy andrareo avo. Sy hirehareha momban'gny asa fa vita tagny amin'gny farisy hafa isika.