1 line
339 B
Plaintext
1 line
339 B
Plaintext
\v 3 Mizaka andrareo zay zaho satria andrareo dra mtalia porofo fa i Kristy dra mizaka amin'gny alalako. Sy marefo amindrareo Izy. Fa dra, mahery ao amindrareo Izy. \v 4 Fa Izy nohomboha amy fahaleme, nefa velo tamin'gny herin'Agnahary. Fa isika dra marefo ao aminazy , kanefa isika dra miara-miay amin'gny herin'Agnahary eo agnevondrareo. |