txy_2co_text_reg/11/19.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 19 Nagneky am-pifalia reo mola andrareo. Dra hô hendry gny vatandrareo! \v 20 Fa mandefisy amin'olo andrareo raha magnandevo andrareo, mandany andrareo, magnararaosy andrareo, mandramby gny vatany ho agn'abony noho andrareo, na raha mamely tehamaina andrareo izy. \v 21 Ho zakako amin'gny fahafaham-barakanay fa mamely loasy zahay tamin'gny fanova anizay. Raha misy mirehareha -dra miresaky manahaky gny mola zaho-Izaho avo koa dra hirehareha.