txy_2co_text_reg/02/14.txt

2 lines
305 B
Plaintext

\v 14 Fa fisaora seky ho an'Agnahary, ze ao amin'i Kristy mitariky anay mandrakariva ao amin'gny fandresena. Amin'gny alalasika dra haeliny na eza na eza gny hagnisy mamin'gny fahafatara anazy..
\v 15 Fa zahay dra hagnisy mamin'i Kristy an'Agnahary, na teo amin'ereo ze nivoze vo teo amin'ereo ze ho maty.