txy_2co_text_reg/01/23.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 23 Fa nitoka an'Agnahary zaho, hisanga vavolombelo ho anahy ze atony sy nahaviako tao Korito ba hamindrako fo amindrareo. \v 24 Zay dra sy sagnatria noho zahay miezaky gny mamehy ze tokony ho finoandrareo. Fa dra, zahay dra miara-miasa amindrareo amin'gny fifaliandrareo, satria andrareo misanga ao amin'gny finoandrareo.