txy_2co_text_reg/01/12.txt

1 line
613 B
Plaintext

\v 12 Zahay dra mirehareha amin'izao: fisangana vavolombelo gny amy feon'gny fieriseretanay. Fa tamin'gny fikasa malio vo fahasoram-po ze avy amin'Agnahary ze nindesanay gny vatanay ao amin'izao totolo zao. Zahay dra nahavita anizay aby zay dra gny ankamaroany niaraky tamindrareo- sy tamin'gny fahendren'izao totolo zao, fa tamin'gny fahasoavan'Agnahary. \v 13 Zahay dra sy nanorasy raha sy ho voavaky na ho azondrareo. Zaho dra manatena fa, \v 14 satria andrareo nahazo gny momba anay amin'gny ampahany, zahay dra ho aton'gny reharehandrareo amy andron'i Toposika Jesosy, tahaky andrareo ho atony hireharehanay.