txy_2co_text_reg/11/05.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 5 Satria mieriserisy zaho fa sy farany ambany noho reo zaka fa hô apostoly agn'abony. \v 6 Fa dre dra sy nizara nandeha-zaka avo zaho, dra nizara tamin'gny fahalala. Tamin'gny fomba iaby vo tamin'ereo raha aby dra nataonay ho fatasindrareo zay.