txy_2co_text_reg/10/01.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 1 Zaho , paoly, miangavy andrareo gny vatako , amin'gny fanetre-tena vo hamorom-pagnahin'i Kristy. Malemy fagnahy zaho gny fa eo amin'gny fanetrehandrareo, nefa sahy gny amindrareo zah gny fa sy eo. \v 2 Mangataky amindrareo zaho, gny fa miaraky amindrareo zaho , sy mila mahavany amin'gny fahatokisa-tegna . Nefa zaho mieriserisy fa ,ila mahavany manohisy anereo ze mihevisy fa isika dra miay araky gny nofo.