txy_2co_text_reg/08/01.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 1 Tianay ho fatasindrareo , ry rahalahy , gny momban'gny fahasoavan'Agnahary ze nome tao amin'ereo fiangonan'i Makedonia. \v 2 Nandrisy gny fisapa lahibe amin'gny fahoria, gny fitobaky gny hafaliany vo gny fara-fahatran'ereo dra niteraky hanagnan-dehiben'gny falalan-tagna.