txy_2co_text_reg/02/16.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 16 Ho agny olo ze ho maty, dra hagnisy laha tamin'gny fahafatesa ho amin'gny fahafatesa. Ho agn'ilany ze nivoze, dra hagnisy laha tamin'gny fiaigna ao amin'gny fiaigna. Iza gny mendriky amin'ereo raha reo? \v 17 Fa zahay dra sy mitovy amin'ereo olo maro ze mivarosy gny zakan'Agnahary ba ahazoa tombony. Fa dra,amin'gny fahaliovam-po, gny hiresahanay amin'i Kristy, satria nalefa laha tamin'Agnahary zahay, tao amin'gny fahitan'Agnahary.