txy_2co_text_reg/11/07.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 7 Moa nanota se zaho tamin'gny fanetre-tegnako ba hisandratandrareo? Fa nitory gny filazasaran'Agnahary maimaipoa ho andrareo zaho. \v 8 Nandrobaky gny fiangona hafa zaho tamin'gny alalan'gny faneke fanohana laha tamin'ereo ba ahafahako manopo andrareo. \v 9 Gny fa niaraky tamindrareo zaho vo nila fagnapia , dra sy nagnavesasy na iza na iza. Fa reo raha nitaliaviko dra nomen'ereo pirahalahy ze laha tagny Makedonia. Tamin'gny raha iaby dra nitandry gny vatako sy ho eta-mavesasy amindrareo zaho, dra hanohy hanao anizay.