txy_2co_text_reg/11/01.txt

1 line
391 B
Plaintext

\v 1 Magniry zaho ba ahafahandrareo magnenga anahy hanao fahadala kely gn'ilany. Fa tena magnenga anahy tokoa andrareo! \v 2 Fa saro-piaro gny momba andrareo zaho. Mana fahasarotam-piaro araky an'Agnahary amindrareo zaho, hatramin'gny nagnomezako toky andrareo tao amin'gny fanambalia hô agny valy raiky avo. Nagnome toky zaho gny hanolosy andrareo tahaky gny veriziny malio ho an'i Kristy.