txy_2co_text_reg/06/04.txt

1 line
550 B
Plaintext

\v 4 Fa dra, izahay dra magnaporofo gny vatanay amin'gny asanay aby, fa panopon'Agnahary izahay. Izahay gny panopony amin'gny fiaretam-be, fahoria, fahatera, fahasarota,\v 5 reo kapoky , fanagadra, fikomia, amin'gny asa fatrasy, amin'ereo hariva sy misy torimaso, amin'gny hareseha, \v 6 amin'gny fahaliova, fahalala, fahareta, fahasoram-po, amin'gny Fanahy Masy, amin'gny tena fitiava. \v 7 Zahay gny panopony ao amin'gny zakan'gny fahamarina ,aoamin'gny herin'Agnahary. Zahay dra mana gny fiarovan'gny fahamarigna ho agny tagna havana vo gny havia.