txy_2co_text_reg/01/17.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 17 Gny fa nieriserisy manahaky anizao zaho, nisalasala se zaho? Nagnoma gny raha reo araky gny nofo se zaho, ba izakako ''Eka,eka'' vo ''Haha, haha''amin'gny fotoa raiky avo/ \v 18 Fa satria Zagnahary dra mahatoky , isika dra sy afaky gny hizaka dre ''Eka''dre ''haha.''