1 line
351 B
Plaintext
1 line
351 B
Plaintext
\v 2 Rambesy zahay ! Fa sy nanao rasy tamin'iza na iza. Sy nandrasy na nagnararaosy andrareo gny hizakako anizao. Fa nizakako fa ato amponay andrareo , fa miara-maty dra miara-velo isika. \v 4 Mana fahatokia lahibe andrareo zaho, dra mirehareha nohon'gny amindrareo. Feno fampionona zaho. Mitobatobaky gny hafaliako dre dra eo avo gny fampahoria iaby. |