txy_2co_text_reg/01/05.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 5 Fa tahaky gny hitomboan'gny fizalian'i Kristy nohon'gny aminay, gny hitomboan'gny fampionogna anay koa amy alalan'i Kristy . \v 6 Fa raha nampahoria zahay, zay dra ho agny fampionogna vo famozea andrareo. Dra raha nampionona andrareo. Gny fampionogna andrareo dra mandaisy gny fa manam-pahareta hizara reo fizalia ze mitovy amin'gny fizalianay koa. \v 7 Fa gny fahatokisanay momba andrareo dra azo atoky , satria zahay dra mahafatasy fa andrareo koa dra mizara reo fizalia, andrareo koa dra mizara fampionogna.