txy_2co_text_reg/12/20.txt

1 line
585 B
Plaintext

\v Fa matahosy zaho fandrao gny fa avy zaho dra mety sy hahita andrareo araky gny fanatenako. Matahosy zaho vasa sy ho hitandrareo araky gny fanatenandrareo. Matahosy zaho fa sao dra mety hisy fifagnakania , fialogna, fazekeny hahoria, fikasa amin'gny fitiava-tegna, fifosa, fieboeboa, dra fikorotagna. \v 21 Mataohosy zaho vasa gny fa mihery , dra hanendry anahy eo anatrehandrareo gny Zagnahariko. Matahosy zaho vasa mety halahelo gny amin'ireo maro ze nanota teo aloha , dra bo sy nibebaky tamin'gny fahalotoa vo gny fizangazanga dra fizezozezoa feno fagnirian-drasy ze nataon'ereo.