txy_2co_text_reg/12/11.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 11 Izaho dra lnazary mola! Andrareo gny nanery anahy amin'izay, fa zaho dra tokony niderandrareo. Fa zaho dra sy ambany noho reo mihisy , dre dra sinosino avo zaho. \v 12 Reo famatara mary gny maha Apostoly dra nitaterahy teo amindrareo tamin'gny fahareta tateraky, famatara vo fahangaga dra asa mahery. \v 13 Fa nanao akory andrareo gny sy dra mana-daza noho reo fiangona ilany, akoasy gny sy maha vesasy anahy ho andrareo? Mamela anahy noho zay fahadisoa zay !