txy_2co_text_reg/01/19.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 19 Fa gny Zanak'Agnahary, Jesosy Kristy, ze nitorian'i Sylvanosy, Timoty dra zaho tamindrareo, dra sy ''Eka'' dre ''haha''. Fa Izy dra nizaka avo ho ''eka''.\v 20 Satria gny fampanatenan'Agnahary aby dra ''Eka''avo koa ao aminazy. Dra amin'gny alalany koa isika dra hizaka ho:''Ameny''ho agny voninahisin'Agnahary.