txy_2co_text_reg/13/07.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 7 Amizao isika dra mivavaky amin'Agnahary fa sy afaky gny anao raha rasy andrareo. Zaho dra sy mivavaky gny afaky ahita fa isika dra nahomby amin'gny fisapa. Fa dra zaho dra nivavaky gny ba ahafahandrareo manao ze mety kanefa isika dra mety ho hita hanahaky gny sy nahomby tamin'gny fisapa. \v 8 Fa isika dra sy afaky gny hanao raha manohisy amin'gny fahamarigna, fa ho agny fahamarina avo koa.