txy_2co_text_reg/05/01.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 1 fatasika fa raha rava gny fonena eto an-tany ze ipetrahasika, dra mana tragno laha tamin'Agnahary isika. Zay dra tragno sy nataon'gny tagnan'olombelo, fa tragno mandrakizay, agnyan-dagnisy .\v 2 Fa eto amin'itohoky tragno lay isika gny miseto, magniry fatrasy gny hisikina gny fonenasika agny an-dagnisy . \v 3 Magniry fatrasy anizay isika satria amin'gny fanovasika anizay dra sy ho hita mita asika.