txy_2co_text_reg/01/21.txt

1 line
212 B
Plaintext

\v 21 Dra Zagnary ze magnamafy anay amindrareo ao amin'i Kristy, dra Izy gny nagniraky asika. \v 22 Izy dra nagnisy tombo-kase tamisika dra nagnome gny Fanahy ho ao am-posika ho atok'izay bo ho omeny asika afara.