txy_2co_text_reg/02/03.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 3 Nanorasy zaho manahaky gny nataoko ba sy ho voarasin'ereo ze tokony nampifaly anahy gny fa avy tagny amindrareo. Izaho dra mana fahatokisa gny amindrareo aby fa gny fifaliako dra fifalia mitovy amin'gny andrareo iaby. \v 4 Fa nanorasy ho andrareo zaho laha tamin'gny fahoria lahibe, miaraky amin'gny fangirifirian'gny fo, dra miaraky amin'gny ranomasom-be. Sy te ampalahelo andrareo zaho. Fa dra, te hampahafatasy andrareo gny alalin'gny fitiava ze anagnako ho andrareo.