txy_2co_text_reg/02/12.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 12 Nisokasy ho anahy gny vatrangara tamin'gny Topo gny fa avy tao amin'gny tana-dehibe an'i Troasy nitory gny filazasara an'i Kristy tagny. \v 13 DRe zay aza, sy nana fiadana-say zaho, satria sy nahita gny rahalahiko Titosy tagny . Araky zay, niriosy anereo zaho dra nandeha nihery tagny Makedonia.