txy_2co_text_reg/10/11.txt

1 line
348 B
Plaintext

\v 11 Ao gny olo tahaky anio ahafatasy fa reo zaka ao amin'gny taratasinay tamin'gny fotoa sy nahateo anay dra maneho gny asa tokony ho ataonay gny fa avy zahay. \v 12 Sy mandeha lavisy zahay na mamitaha gny vatanay amin'ereo ze midoka-tegna. Fa raha mandrefy gny vatany amin'gny hafa ereo dra mampitaha gny vatany amin'gny hafa, dra sy ho malina.