txy_2co_text_reg/04/01.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 1 Noho zay, satria zahay mana anizay asa fanopoa zay ,dra vao nahazo famindram-po, dra kivy zahay. \v 2 Fa dra, nindagnany reo fomba mahamegnasy vo mivony. Sy miay amin'gny fitaky zahay,dra mampiasa mary gny zakan'Agnahary. Amin'gny fanehoa gny mary,zahay dra mandidy gny vatanay gny amin'gny feon'gny fieriseretan'olo ba ho andesy eo amason'Agnahary.