txy_2co_text_reg/03/12.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 12 Satria mana toky tahaky anizay isika, dra mahavany vatany. \v 13 Isika dra sy tahaky an'i Mosesy, ze nanaro gny tarehiny tamin'gny voaly, ba sy hahafahan'gny vahoakin'Israely magnety anazy mivata amin'gny fiafaran'gny voninahisy ze nandalovany iaby.