txy_2co_text_reg/11/27.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 27 Fa tamin'gny asa fatrasy vo raha -sarosy zaho, tamin'gny hariva sy misy torimaso, tamin'gny haresia vo hetaheta, tamin'gny fifalia-kany matetiky, tamin'gny hasiaky vo fitazaha. \v 28 Akoasy gny raha hafa, misy sindry isan'andro aminahy nohon'gny fagnahiako amin'gny fiangona aby. \v 29 Iza gny malemy , ka sy malemy zaho? Iza gny manafitohy, ka sy mirehisy zaho?