|
\v 14 Dra zay dra sy mahalasa , fa dre gny satana avo maneho gny vatany tahaky gny azelin'gny fahazava . \v 15 Sy mahalasa sasy raha mampiboaky gny vatan'ereo tahaky gny mpanompon'gny fahamarina reo mpanompony. Gny azaran'ereo dra ze mendriky gny asan'ereo. |