txy_2co_text_reg/10/09.txt

1 line
206 B
Plaintext

\v 9 Sy tiako zay gny hampatahosy andrareo amin'gny alalan'gny taratasiko. \v 10 Fa gny olo gn'ilany nizaka ho:''Matosy vo mahery gny taratasiny, nefa malemy ara-bata izy. Sy mendriky ho tenoy gny zakany.''