txy_2co_text_reg/07/08.txt

1 line
604 B
Plaintext

\v 8 Dra nampalahelo andrareo aza gny taratasiko, dra sy nampanegny anahy zay. Fa nanegny tamin'izay zaho gny fa nahita fa nampalahelo andrareo gny taratasik. Fa nalahelo nandrisy gny fotoa bory andrareo. \v 9 Amizao dra faly zaho, sy hô satria ory andrareo, fa satria gny alahelondrareo gny ninday andrareo ho amin'gny fibebaha. Andrareo dra niay gny fahoria ao amin'Agnahary, koa sy nisy levo gny nizaliandrareo ho anay. \v 10 Gny fahoria ao amin'Agnahary dra minday amin'gny fibebaha gny ba hahatateraky gny famozena sy misy fanegnena. Na zay avo, gny alahelon'izao totolo zao, dra minday fahafatesa.