txy_2co_text_reg/07/01.txt

1 line
228 B
Plaintext

\v Gny malalako, hatramin'gny nanagnasika gny zaka fikasa dra ao isika hagnalio gny vatasika amin'gny raha-iaby ze mahavy fahalotoa eo amin'gny vata vo fanahisika. Ao isika hikasaky gny fahamasigna amin'gny fatahora an'Agnahary.