txy_2co_text_reg/03/01.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 1 Hanomboky hidera-vata draiky se zahay? Zahay dra sy mila reo taratasy fanamaria amindrareo na avy amindrareo , manahaky gny olo sasany, sa sy zay ? \v 2 Gny vatandrareo gny taratasy fanamaharianay , ze voasorasy ao am-posika, ze fatasy dra vakin'olo aby .\v 3 Andrareo dra maneho fa taratasy fagnambara laha tamin'i Kristy ,ze natolosika . Zay dra sy voasorasy tamin'gny ranomety fa tamin'gny Fagnahin'Agnahary velo. Dra sy voasorosy teo amin'gny takela-bato, fa teo amin'gny takelaky gny fon'olombelo.