txy_2co_text_reg/08/08.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 8 Sy mizaka manahaky gny didy zaho. Fa dra, mizaka zaho amin'gny fisangana gny fahamarignan'gny fitiavandrareo amy fampitaha anizay amin'gn zotom-pon'gny olo hafa . \v 9 Satria fatasindrareo gny fahasoavan'gny Toposika Jesosy Kristy. Ka na nanan-kanagna avo izy, dra lasa majaly noho andrareo, koa amin'gny alalan'gny fahatra no mety ahazoandrareo hanagna.