txy_2co_text_reg/07/02.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 2 Rambesy zahay ! Fa sy nanao rasy tamin'iza na iza. Sy nandrasy na nagnararaosy andrareo gny hizakako anizao. Fa nizakako fa ato amponay andrareo , fa miara-maty dra miara-velo isika. \v 4 Mana fahatokia lahibe andrareo zaho, dra mirehareha nohon'gny amindrareo. Feno fampionona zaho. Mitobatobaky gny hafaliako dre dra eo avo gny fampahoria iaby.