txy_2co_text_reg/04/05.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 5 Fa zahay sy manambara gny zakanay fa i Kristy Jesosy manahaky gny Topo, dra gny vatanay manahaky gny panoponondrareo nohon'gny amin'i Jesosy. \v 6 Fa Zagnahary dra gny raiky ze nizaka ho:''Gny fahazava hamirasy ao amin'gny mezy.''Izy namirasy tao am-ponay,ba hagnome gny fahazavan'gny fahalalana gny voninahisi'i Aagnahary eo amin'gny fanatrehan'i Jesosy Kristy.