txy_2co_text_reg/04/07.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 7 Fa zahay mana anizay hanagna zay ao agnaty boatela tanimanga, ba hazava fa gny hery lahibe mihoasy lavisy dra agn'Agnahary fa syanay. \v 8 Ampahoria amin'gny fomba iaby zahay, fa sy resy. very hevisy zahay fa sy feno famoizam-po. \v Ezehy zahay fa sy nanga. Vono zahay fa sy rava. \v 10 Mandesa eo amin'gny vatanay fgny fahafatesan'i Jesosy hatrany zahay, amin'izay gny fiaignan'i Jesosy avo koa dra niboaky eo amin'gny vatanay.