txy_2co_text_reg/13/05.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 5 Diniho gny vatandrareo raha tiandrareo ho hita fa ao amin'gny finoa andrareo . Sapao gny vatandrareo . Sy bo azondrareo asay se zay momba gny amin'gny vatandrareo fa i Jesosy Kristy dra ao amindrareo? Raha andrareo dra sy nahomby tamin'gny fisapa. \v 6 Dra zaho mahatoky fa andrareo dra hagneky fa isika dra nahomby amin'izay fisapa zay.