txy_2co_text_reg/07/11.txt

1 line
637 B
Plaintext

\v 11 Hatio gny vokasin'gny halahiben'gny fikirizandrareo tamy fahoria ao amin'Aagnahary. Lahibe tokoa gny halahiben'gny fikiriza tao amindrareo ba hagnaporofoa fa sy mana-signy andrareo. Lahibe vatany gny halahiben'gny fahoriandrareo, gny tahosindrareo, gny alahelondrareo ahita gny fahamarigna ze tokony atao! Amin'gny raha-iaby dra nagnaporofo tamin'gny vatandrareo andrareo ba sy ho ory amin'izay raharaha zay. \v 12 Na dra nanorasy tamindrareo avo zaho, Zaho dra sy nanorasy ho an'ereo mpanao rasy, dre ho agny raiky ze miharisy gny rasy. Nanorasy zaho ba tokony hampahafatara gny fahazotoandrareo teo aminay eo anatrehan'Aagnahary.