txy_2co_text_reg/07/05.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 5 Gny fa avy tagny Makedonia zahay, sy hanam-pizanogny gny vatanay. Noho zay, ory tamin'gny fomba aby zahay nohon'gny fifagnakania tambaliky agny, vo gny tahosy tao agnatiny. \v 6 Fa Zagnahary, ze mapahery gny kivy, napahery anay tamin'gny fahavian'i Titosy. \v 7 Sy tamin'gny alalan'gny fahaviany avo gny hampaherezan'Agnahary asika. Fa tamin'gny fapahereza ze nirambesin'i Titosy avy amindrareo. Mizaka asika izy gny amy haben'gny fitiandrareo, gny alahelondrareo anahy laliky . Ka hifaly mandrakizay zaho.