txy_2co_text_reg/03/09.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v Fa raha nana voninahisy gny asan'gny fagnameloha , dra hanao akory gny fitombon'gny voninahiny gny asan'gny fahamarina! \v 10 satria ,ze nome voninahisy draiky mandeha dra sy hanam-boninahisy sasy amin'izay fomba zay, noho gny voninahisy ze mampitombo anizay. \v 11 Fa raha ze nagnenga avo gny nana voninahisy , dra sy hana voninahisy mihoasy noho izay se ze maharisy!