txy_2co_text_reg/03/04.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 4 Dra zay gny toky anagnasika eo anatrehan'Agnahary amin'gny alalan'i Kristy. \v 5 Isika dra sy mahefa amin'gny vatasika ba handray na ino na ino ze laha tamisika. Fa dra , gny fahefasika dra laha tamin'Agnahary. \v 6 Zagnahary gny nanao asika ba ho mpanompon'gny faneke vaovao. Zay dra faneke sy avy amin'gny sorasy fa agny Fanahy. Fa gny sorosy mamono, dra gny Fanahy magnome ay.