txy_2co_text_reg/13/09.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 9 Fa isika dra mifaly gny fa marefo dra fatrasy andrareo. Fa isika avo koa dra mivavaky ba ho ataosika feno andrareo. \v 10 Manorasy anitahoky raha tahoky zaho raha magnalavisy andrareo zaho, dra gny fa miaraky amindrareo zaho dra sy voatery minday andrareo an-kahoria amy fampiasa gny fahefako-ze nomen'gny Topo anahy , ba anangnanako andrareo, dra sy hanimba andrareo.