txy_2co_text_reg/13/03.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 3 Mizaka andrareo zay zaho satria andrareo dra mtalia porofo fa i Kristy dra mizaka amin'gny alalako. Sy marefo amindrareo Izy. Fa dra, mahery ao amindrareo Izy. \v 4 Fa Izy nohomboha amy fahaleme, nefa velo tamin'gny herin'Agnahary. Fa isika dra marefo ao aminazy , kanefa isika dra miara-miay amin'gny herin'Agnahary eo agnevondrareo.