txy_2co_text_reg/12/16.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 16 Fa na dra manahaky anizay avo, sy nagnavesasy andrareo zaho. Fa, satria zaho fesisesy be, dra zaho gny raiky ze nahazo andrareo tamin'gny fitaky. \v 17 Moa se nagnararaosy andrareo tamin'gny alalan'gny olo ze nalefako tamindrareo zaho? \v 18 Nagniraky malaky an'i Titosy ho agny amindrareo zaho, dra nalefako niaraky taminazy reo rahalahy gn'ilany. Moa se sy mitovy lala isika ? Moa sse sy niray dra isika?