txy_2co_text_reg/12/01.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 1 Zaho dra sy maisy mirehareha , fa sy misy na ino na ino azo laha tamin'izay. Fa zaho dra hanohy gny amin'ireo fahita vo reo fagnambara laha tamin'gny Topo. \v 2 Mahafatasy lelahy ao amin'i Kristy zaho ze efasy ambiny folo tao lasa zay- na ao amin'gny tegna na ambalikin'gny vata, zaho sy mahafatasy , Zagnahary mahafatasy-nala niakasy tagny amin'gny lagnisy faha telo.