txy_2co_text_reg/11/24.txt

1 line
514 B
Plaintext

\v 24 Laha tamin'gny alalan'ereo Jiosy gny nandresako'' kapoaky efapolo lasaky raiky''Indimy. \v 25 Itelo zaho gny nizerany tamin'gny hazo. Indraiky nitorahiny vato zaho. Itelo vaky sambo zaho. Nandany raihaly vo andro raiky tegny an-dranomasy zaho. \v 26 Nandeha matetiky zaho, tamin'gny lozan'ony, tamin'gny lozan'ereo mpandrobaky, tamin'gny lozan'gny oloko, tamin'gny loza tagny amin'gny tana, tamin'gny loza tagny agn'efisy . tamin'gny loza tagny an-dranomasy , tamin'gny loza laha tamin'ereo rahalahy sandoky.