txy_2co_text_reg/10/07.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 7 Hatio mazava ze eo alohandrareo. Fa na iza na iza gny resy lahasy fa izy gny kristy, ao hampasiahy gny vatany izy fa izy tokoa dra Kristy, dra manahaky anizay koa isika . \v 8 Egny fa dre dra mirehareha masaiky avo zaho momban'gny fahafasika ,ze nomen'gny Topo asika ba hanangana sady sy hanimba andrareo, sy ho megnasy zaho.