txy_2co_text_reg/08/03.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 3 Satria misanga vavolombelo zaho fa nanao be arak'izay vitany ereo , dra mihoasy an'izay vitany avo. Dra tamin'gny sitrapon'ereo manoka \v 4 vo niaraky tamin'gny fitalahoa fatrasy gny nangatahan'ereo taminay gny fahafaha ba hana azara amin'itiho asa fanopoa eo amin'ereo mpino itiho. \v 5 Sy niboaky arak'izay natenay zay. Fa dra, nanolosy gny vatany mialoha tamin'Agnahary ereo. Dra nanolo-vata ho anay ereo tamin'gny sitrapon'Aagnahary.