txy_2co_text_reg/06/14.txt

1 line
541 B
Plaintext

\v 14 Ka mifamehy amin'ereo sy mpini. Fa ino gny iraisan'gny fahamarigna vo gny fandikan-dalana? Fa ino gny iarahan'gny mazava amy mezy? \v 15 Ino gny mety ho fifagnaraha eo amin'i Kristy vo i Beliala? Dre ino gny tokony azara anagnan'gny mpino raiky vo amin'gny sy mpino raiky? \v 16 Dra ino gny fifagnaraha misy eo amin'gny fiangonan'Agnahary vo gny sampy? Fa isika dra fiangonan'Agnahary velo, araky gny fa nizakan'Agnahary ho: ''Hitoesy eo amin'ereo zaho dra handeha eo amin'ereo . Zaho dra ho Zagnaharin'ereo dra Izy reo dra ho oloko.''